Entrée mila sotasota
Mots élémentaires mila ; sotasota
Partie du discours locution
Explications en anglais To seek an occasion for quarrelling. [1.2]
 To pick a quarrel, to look for a quarrel [1.7]
Explications en français Chercher querelle, chercher noise [1.8]
Exemples Araka ireny fanaony hita any am-pitetezam-paritany ireny, dia misotro toaka lava Rangahy io, ary rehefa mamo, hono izy dia, mivoaka any an-tanàna ary mila sotasota amin' izay sendra azy. [2.472]
Synonymes mila tonony ~ mila vaniny

Mis à jour le 2023/06/14