|
|
|
|

Teny iditra 1  sotasota
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Ady, fanditra, fifandirana, fanjihitra, fifanjihirana: Mila sotasota foana io vehivavy io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a quarrel [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 querelle, dispute [1.8]
Ohatra  6  Raha tsy mifamaly amin-dRarivo zanany izy, dia ilan-dRasikina vinantovavy sotasota am-karazan-javatra maro tsy voatanisa [2.470#119]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpanahaka  12  mila ady, 13  mila antsongony, 14  mila antsontsany, 15  mila kisa, 16  mila sotasota, 17  mila tonony, 18  mila vaniny, 19  mila voatsiary
Fikambanana  20  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how sotasota

Fivaditsoratra  sotasota, 21 tsaotsao

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22