| Entrée | 1 mikodia |
| Radical | 2 kodia |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mianjera dia mivadibadika, mihodinkodina: Latsaka teto ny volako dia nikodia tany ambany latabatra Mandeha mivarimbarina: Saika tratran' ny fokonolona ilay mpangalatra ka nikodia tany anaty hady tany Mivarina amin' ny tany: Nahoana no avala hikodia eto toy izao ity marary ity? Mitambotsotra, mivarina, mikororosy, mandrorona [1.1] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 9 mikodia ohatra ny omby mandry |
| Analogues | 10 mikodingy, mikororosy, mikorotsaka |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|