| Entrée | 1 kodia |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Zavatra azo akorisa ka mety mivadibadika: Filokan' ny ankizy ny kodia kely ~ Kodia vato no anaran' ny vato atao amin' ny vavahadim-bohitra Kodiarana Fivarinana amin' ny ara-tsaina na ara-piainana. [1.1] |
| Explications en anglais |
4 a wheel [1.7] |
| Explications en français |
5 action de rouler, de se rouler, ce qui roule, les roues, les rouages dégringolade au physique et au moral [1.3] 6 roue [1.8] 7 volant [1.13] |
| Exemples |
8 Misy kodia lehibe boribory no toy ny vankona hamankona ny hazo.
[2.366#]
9 Ary izy efatra dia nitovy tarehy, toy ny kodia anatin' ny kodia. [2.996#] 10 Ary dia nizaha ny fanaovan-tafondro izahay, koa nisy soavaly efatra no manodina ny kodia, handoaka ny tafondro. [2.366#] |
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 32 13 combinaisons de ce mot |
| Synonymes | 33 kodiarana |
| Proverbes | 34 Proverbes contenant ce mot |
| Citations | 35 Textes citant ce mot |
| Anagrammes | 36 dikao, 37 dokay, 38 kaody, 39 kodia |
| Mis à jour le 2025/10/11 |
|