|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mikobaba
Fototeny  2 kobaba
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miteny na manao zavatra maika sady mitabataba; mihavatravatra: Tonga ilay mpitaky trosa ka nikobaba eran' ny trano Rasoa. [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9  mikobabà
Fototeny  10 kobaba
Sokajin-teny  11  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikobaba [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  12 mibaboka, 13 mibobaka, 14 mikobabà, mikobaba

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10