| Entrée (1/2) | 1 mikitrana |
| Radical | 2 kitrana |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mamoaka feo toa feon-javatra vy maro mifampikasoka: Tamin' izahay nandeha nitsangantsangana tany Ambatofotsy, nikitrana ny vilany sy vilia tao anaty fiara Miady vava, mifanditra: Mikitrana isan' andro izao izy mirahavavy ireo Be dia be: Marina ve fa mikitrana ny omby any an-tsakalava? [1.1] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 9 vy tsy mikitrana irery |
| Entrée (2/2) | 10 mikitràna |
| Radical | 11 kitrana |
| Partie du discours | 12 impératif du verbe actif mikitrana [Liste complète] |
| Explications en malgache |
13 [1.1] |
| Explications en français |
14 [1.3] |
| Anagrammes | 15 manitrika, 16 mikitràna, mikitrana, 17 mitranaky |
| Mis à jour le 2025/10/14 |
|