| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra (1/2) | 1 mikefona | 
| Fototeny | 2kefona | 
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
4 Mifo-delo: Mikefona io zaza io rehefa tenenina mafimafy Mievina: Mikefona foana ity saka ity Mandà: Nasaina nandoa vola Rakoto fa nikefona [1.1]  | 
| Haiendriteny | 
  | 
| Teny iditra (2/2) | 9 mikefòna | 
| Fototeny | 10kefona | 
| Sokajin-teny | 11 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikefona [Fitanisana] | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
12 [1.1] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
13 [1.3] | 
| Fivaditsoratra | 14 mikefòna, mikefona, 15 minafoke | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 | 
 |