|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mijangajanga |
| Fototeny | 2jangajanga |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manaram-po amin' ny fitondran-tena ratsy, miliba amin' ny fahalianana ara-nofo; mandeha amin' ny olona tsy vadin' ny tena [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to commit adultery [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 Se rendre coupable de luxure [1.3#291] 7 être adultère [1.8] |
| Ohatra |
8 Ary maloto fitondran-tena izy mijangajanga, sy manao tokatrano maso amin'izay tieny halaina nela ny vadiny renianany, dia mandefitra foana any amin'ny tranon-drainy aman-dreniny.
[2.59#]
|
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|