Entrée | 1 mihofokofoka |
Radical | 2 hofokofoka |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mihetsiketsika: Kaikerin' ny parasy Ibalita kely ka mihofokofoka foana ao am-pandriana Manetsiketsika ny tena mba hihintsanan' ny rano na vovoka amin' ny tena: Mihofokofoka ny akoho rehefa avy mihosina ao anaty vovoka Mihetsiketsika mafy mba hialana amin' ny fangejana na fatorana mahazo ny tena: Nihofokofoka tao an-tanako ilay voronkely [1.1] |
Morphologie |
|
Analogues | 9 mikofokofoka, mitsikofokofoka |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |