Entrée | 1 mikofokofoka |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 kofokofoka |
Morphologie |
|
Explications en malgache |
7 [1.1] Mihetsika tsy mahapetraka eo amin' ny misy ny tena: Aza mikofokofoka fa matoria tsara Mihetsika manao izay hialana: Nikofoka erý ilay vorona nefa tsy afaka fa voatana mafy Mihetsika, miasa tena mitady lalana: Nikofokofoka Rakoto ka nahita toerana tsara tamin' ny farany |
Explications en anglais |
8 [1.7] to fidget; to be continually agitated |
Explications en français |
9 [1.8] frétiller, gigoter; être agité |
Analogues | 10 mikopokopoka, mitsikorofoka, mipelipelika |
Proverbes | 11 Proverbes contenant le mot mikofokofoka |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |