| Entrée | 1 mitsikofokofoka |
| Radical | 2 tsikofokofoka |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mihetsiketsika: Matoria tsara fa aza mitsikofokofoka, ry Ikoto a! Mitsipatsipaka, mitrifantrifana, mihavatravatra: Nitsikofokofoka ohatra ny olona mararin-javatra ilay zaza [1.1] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|