|
|
|
|

Teny iditra1  mihazakazaka tratran' ny miadana
Singan-teny  2 mihazakazaka, 3 tratra, 4 miadana
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 enti-milaza ireo izay manao dia maika na mirotoroto manao zavatra nefa tratran' ireo izay mandeha moramora na maka milamina: tsy ny firotorotoana no ahavitan-javatra fa ny fanaovana am-pilaminana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12