|
|
|
|

Teny iditra1  mihaantitra
Fototeny  2 antitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  4 to age. [1.17.en#7]
Fanazavàna teny frantsay  5 vieillir. [1.3#53]
Ohatra  6  Mpampianatra tsy dia mahomby loatra sady efa mihaantitra no miandraikitra ny fampianarana. [4.27#2013/01/23]
7  Raha mihaantitra ireo tovovavy niaraka taminy, Rasoa kosa mihitanora sy mandimandina aoka izany. [2.470#97]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12