|
|
|
|

Entrée1  mifoka
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  foka
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  10  [1.1] Mitroka na misintona dia mamoaka: Mifoka sigara
Mitroka ary mitelina: Mifoka rivotra madio
Mandritra, misintona: Mifoka ny ranonando ny masoandro vaomaraina
Explications en anglais  11  [1.7] to breathe in, to absorb; to smoke tobbacco
Explications en français  12  [1.8] aspirer; absorber; fumer
Exemples  13  [2.4#] Tadidiko teo koa ilay teniny hoe : "misotro toaka, mifoka rongony, manao fiainam-bandro.

Anagrammes  14  fakoim, famoky, fokaim, mafiko, mifako, mifoka

Mis à jour le 2025/08/10