|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mifoha |
| Fototeny | 2 foha |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Taitra amin' ny torimaso: Manao famantaran' ny hazofijalianaizy raha vao mifoha
5 Mitsangana avy eo am-patoriana, miarina: Amin' ny dimy izy dia efa mifoha ary manokona ody ambavafo kely [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to wake up, to get out of bed
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 s'éveiller, se lever
[1.8] |
| Ohatra |
8 Nahoana no mifoha maraina ireo olona ireo?
[2.436#]
9 Tsy andrin-dRandrianaivo ny hahita azy mifoha sy mahateny. [2.324#] |
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 14 mifohafoha |
| Kamban-teny rehetra | 15 Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 17 mifaho, mifoha, 18 mihafo, 19 mihofa, 20 mohafy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|