|
|
|
|

Teny iditra1  mifoha olo-mazoto
Singan-teny  2 mifoha, 3 olona, 4 mazoto
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 fitenenana enti-milaza fotoana eo amin' ny 5 maraina eo ho eo; fizaran' andro vao maraim-be, fotoana vao maraim-be: Mifoha olo-mazoto izy no niainga [1.1]
Voambolana  7  Fotoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12