|
|
|
|

Entrée1  mifanaraka
Radical  2  araka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Tsara miaraka: Mifanaraka tsara ny akanjo sy ny lambanao
Manapakevitra miaraka: Nifanaraka Rabe sy Rakoto fa hanokatra varotra
Arakaraka ny, tahaka ny, mitovy amin' ny...: Tsy mifanaraka amin' ny teniny ny ataony [1.1]
Explications en anglais  5  to agree [1.7]
Explications en français  6  être d'accord, s'entendre [1.8]
Exemples  7  Itambarana indray kosa io ka ny lehibe sy ny zokiny indrindra mifanaraka hatrany, no manatsoboka ny sotrony ao an-dovia. [2.470]
8  Razanatsoa indray nampiantrano mpikarama vahiny nifanaraka taminy fa hamboly ny voanjony. [2.472]
9  Izay mahatsara azy, izay mifanaraka amy ny vintana: [2.48]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Tous les mots composés 
Proverbes  16  Proverbes contenant le mot mifanaraka

Anagrammes  17 fanamarika, 18 fikaramana, 19 mifanaraka

Mis à jour le 2025/09/12