|
|
|
|

Teny iditra1  mifanakalo
Fototeny  2 takalo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Ohatra  4  Mahasosotra izany mifanakalo lamba amin' Ikala zazavavy iny! [2.499]
5  « Toko telo » satria ny Fanjakana, ny mpiasa ary ny mpampiasa no singa telo mitovy mifanakalo hevitra. [4.27]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  9 mifanakalo, 10 mifanaloka, 11 mifanolaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10