|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mifahy |
| Fototeny | 2 fahy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mihamatavy mihavondraka, matavy: omby mifahy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 To be fattened, confined
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 s'engraisser, être gras, être enfermé, être aux arrêts
[1.3] |
| Ohatra |
7 Eo ny dia an-tongotra, ny fiainana mifahy sahala amin' ny gadra, ny fikarakarana sakafo amin' ny toerana sy fomba tsy manavanana.
[2.472]
|
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 12 Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 fihamy, mifahy, 15 mihafy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|