|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  fahy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 fampihibohana, tsifamelana hivoaka na hikarenjy [1.10]
4 Fanatavezana ny biby ompiana: Tsy nataonao tsara fahy itỳ omby itỳ ka mahia. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 root of voafahy, afahy, mifahy, mamahy. [1.2]
Ohatra  6  fahy ombin' Imboarina ka ny trafony ihany no miedinedina [2.558]
7  Inty ny vola farantsa hamidy nareo hena, ka ataovy tsara fahy tsara [2.48#702]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fikambanana  22  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 3 misy io teny io

Teny iditra (2/2) 23  fahy
Sokajin-teny  24  anarana
Fanazavàna teny malagasy  25 [Antemoro] akondro iray reny, salohy [1.78]

Fivaditsoratra  fahy, 26 fiha, fiha~, 27 hafy

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07