|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 midogaga |
| Fototeny | 2 dogaga |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Talanjona.
[1.1] |
| Teny iditra (2/3) | 5 midogaga |
| Fototeny | 6 dogaga |
| Sokajin-teny | 7 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Miandry, mitomoe-poana miandry: Aza midogaga eo re ianao, fa ndeha mba miasa kely.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (3/3) | 13 midogagà |
| Fototeny | 14 dogaga |
| Sokajin-teny | 15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao midogaga [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 16 midogagà, midogaga |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/12 |
|