|
|
|
|

Teny iditra1  midababaka
Fototeny  2 dababaka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Feno morona, tondraka, tsy anerany, mihoa-pefy: Tsy tsara raha midababaka ny rano amin' ny ketsa.
5 Be loatra: Midababaka loatra ny rano nataonao. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 Déborder. [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12