|
|
|
|

Teny iditra1  dababaka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-milaza ny rano feno be loatra, mihoatra ny mety: Dababaka loatra indray itỳ rano amin' ny tanin' anandrano ka sao dia mahalò azy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 Plein, débordant, se dit des liquides seulement. [1.3]
Sampanteny 
Anarana :
Mpamaritra :

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/11