Entrée mibontsina (bontsina)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mizihitra: Efa nibontsina ve ilay baolina?
¶ Mihalehibe kibo (enti-milaza zazavavy bevohoka ivelan' ny fanambadiana)
¶ Mirehareha, manao azy ho zavatra: Mibontsina aoka izany Rabe hatramin' ny nahafahany fanadinana [Rajemisa 1985]
 mizihitra [SLP 1986]
Définition française gonfler [SLP 1986]
Morphologie 
mibontsina
nibontsina
hibontsina
mibontsìna

Entrée mibontsìna (bontsina)
Partie du discours impératif du verbe actif mibontsina [liste complète]
Définition française  [Abinal 1888]

2012/07/26