|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  miavotra
Fototeny  2 avotra
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  4 being likely to be redeemed. [1.2]

Teny iditra (2/2)5  miavotra
Fototeny  6 avotra
Sokajin-teny  7  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  8 Manongotra ny ketsa hafindra any an-tanimbary.
9 Mitovy amin' ny manavotra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 To root up, to pluck up, to eradicate. [1.2]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
Tovy hevitra  14 manavotra
Kamban-teny rehetra  15  Fikambanana 4 amin' io teny io

Fivaditsoratra  16 miavotra, 17 mivarota, 18 mivoatra, 19 varo-maty, 20 voamitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09