|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  miapanapana
Fototeny  2 apanapana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mitotototo tsy mahita izay haleha, mivezivezy atsý sy ary na noho ny haizina na noho ny fikorontanantsalna, ka matetika mipopòka foana amin-javatra na diso amin' izay atao: Niapanapana i Jaona nivoaka ny efitrano fanadinana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to go about foolishly, to stagger, to vacillate.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 Tâtonner: Miapanapana ny jamba (L'aveugle tâtonne). [1.3#58]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Mpanahaka  11  mikorapadrapaka, 12  mipapapapa, 13  mipempena, 14  mipepipepy, 15  miraparapa, 16  mitotototofoana
Kamban-teny rehetra  17 miapanapana ohatra ny akoho voakapoka

Teny iditra (2/2)18  miapanapàna
Fototeny  19 apanapana
Sokajin-teny  20  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miapanapana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#58]

Fivaditsoratra  21 miapanapana, miapanapàna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09