|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  miaoriana
Fototeny  2 aoriana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandeha eo aoriana: Aoka ianao hiaoriana fa mety hisy loza eto aloha.
5 Tsy manondro ny ora marina fa lasa aoriana foana: Miaoriana ity famantaranandroko ity ka hoentiko any amin' ny mpanamboatra famantaranandro. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be behind, to be long in coming.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 être derrière, rester en arrière, être en retard, retarder. [1.3#58]
Ohatra  8  Miaorina izy (Il est derrière) [1.3#58]
9  Miaorina ny famantaranandroko (Ma montre retarde) [1.3#58]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  14 mialoha miaoriana

Teny iditra (2/2)15  miaoriàna
Fototeny  16 aoriana
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miaoriana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  18 miaoriana, miaoriàna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10