Entrée (1/2) | 1 miantoka |
Radical | 2 antoka |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Milaza ny tena ho tompon' andraikitra momba ny zavatra Iray raha very na simba na tsy vita araka ny fifanarahana fo zavatra io, ka manao izay hiverenany na hahavitany: Aza matahotra ianao fa izaho no miantoka ny volanao nosamborin-dRakoto Milaza fa ny tena no tompon' andraikitra momba ny toetran' olona iray na zavatra iray: Izaho no miantoka io voampanga io fa aoelao aloha izy hody any amin' ny fianakaviany Mandray ho andraikitra ny fandoavana ny vola lany: Tsaboy tsara ity marary ity fa izaho no hiantoka izay lany [1.1] |
Explications en anglais |
5 to be surety for. [1.2] 6 to guarantee; to carry the expense of; to insure, to go good for [1.7] |
Explications en français |
7 garantir; se charger des frais de; assurer [1.8] |
Exemples |
8 Fantatro anefa fa tsy miantoka na inona na inona izany.
[2.472]
9 Miasa andro aman' alina ny sambo amin' ny fanondranana entana, saingy efa-dahy izahay no miantoka ny fanisana entana, ka roa lahy isaky ny miditra. [2.471] |
Morphologie |
|
Proverbes | 14 Proverbes contenant le mot miantoka |
Entrée (2/2) | 15 miantoka |
Radical | 16 antoka |
Partie du discours | 17 verbe actif |
Explications en anglais |
18 to nod assent. [1.2] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 23 mañotaky, 24 manotika, 25 miantoka, 26 mikatona, mikatòna, 27 mikotàna, mikotana, 28 mitakòna, mitakona, 29 mitokàna, mitokana, 30 mitonàka |
Mis à jour le 2025/09/20 |
![]() |