|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miankin-drindrina irery |
| Singan-teny | 2 miankina, 3 rindrina, 4 irerỳ |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 enti-milaza ny vehivavy mihetsi-jaza izay tsy azon'ny hafa ampiana na dia misy maharary sy manaintaina aza -- teny enti-mahatsiahy ny fijaliana entin'ny reny rehefa miteraka
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|