|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 rindrina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fefy biriky na vato atao vatan'ny trano: Manao trano ry Rakoto, ka efa mitsangana ny rindrina. /Feno sary ny rindrin-dry zareo ato avaratra.
4 Fanakatonana varavarana: Tsy tsara rindrina ny varavarankely ka idiran'ny rivotra. 5 Enti-milaza koa ny tsy fivohana. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 the wall of a house.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 mur d'une maison, clôture.
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 25 Fikambanana 18 amin' io teny io |
| Ohabolana | 26 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 27 rindrina, 28 rinindra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|