|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mianina
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  anina
Explications en malgache  4  [1.1] Miato kely, mitsahatra tsy mandroso: Tsy nandeha adiny iray akory izahay dia nianina teo ambody hazo midoroboka iray
Mijanona tsy mandeha intsony, tsy avy intsony (orana): Tamin' ny telo maraina vao nianinany orana sy ny rivotra
Mifaly, afapo amy...: Tsy tokony hianina amin' ny fahaizana efa azo fa tokony hanitatra ihany
5  [2.285#223] mionona, afa-po amin' izay efa ao
Explications en anglais  6  [1.2] to cease, to stop, to stop crying, to have one's grief assuaged.
Exemples  7  [2.996] Mikarama mofo ny voky, ary mianina kosa ny noana
8  [2.296#137] Fa izay mahay mianina, manana ny ampy ary manam-be aza.
9  [2.499#68] Injao ny milina tsy mianina, fa misamonimonina ao an-efitra.
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :

Entrée (2/2)14  miana
Partie du discours  15  impératif du verbe actif mianina [Liste complète]
Radical  16  anina
Explications en malgache  17  [1.1]
Explications en français  18  [1.3]

Anagrammes  19 mainina, 20 mañaiñy, 21 maninia, 22 mianìna, mianina

Mis à jour le 2025/09/13