|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  miangola
Fototeny  2 angola
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mihantahanta aseho amin' ny fiteny sy ny fihetsehana.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to indulge one's fancies. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 satisfaire ses caprices. [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  11 miangola vaitra

Teny iditra (2/2)12  miangolà
Fototeny  13 angola
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miangola [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  15 miangolà, miangola, 16 migalòna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10