|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  miangentsana
Fototeny  2 angentsana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miseho ho sarotiny ka miaingitraingitra, mihaitraitra, tsy mandray ravin-deno. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be difficult to please; capricious, whimsical, fanciful.. [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10  miangentsàna
Fototeny  11 angentsana
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miangentsana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  13 miangentsana, miangentsàna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10