| Entrée | 1 miandry an-drazaka tsy hivalana |
| Mots élémentaires | 2 miandry, 3 tsy, 4 mivalana |
| Partie du discours | 5 locution |
| Explications en malgache |
6 miandry olona ela dia ela, miandry olona tsy ho tonga na tsy hanao zavatra nandrasana taminy [1.1] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|