|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  miahona
Fototeny  2 ahona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mijanona tampoka, miato, ary tsy mandroso; misalasala. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to halt, to cease, to stand falteringly, to hesitate, to leave off.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 S’arrêter; faire halte, hésiter. [1.3#9]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11  miahòna
Fototeny  12 ahona
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miahona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#9]

Fivaditsoratra  14 animaho, 15 hamaino, 16 mahaino, 17 miahona, miahòna, 18 mianoha, 19 mihaonà, mihaona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10