|
|
|
|

Entrée1  miabily
Radical  2  abily
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Tsy manaja tena, miandevo fanahy, mivarina: Zanak'olo-mihaja io ianao ka dia miabily toy izao?
Mifanahin 'adala, mifanahimbiby, lany henatra
Mamoti-tena, izany hoe mivady tsy heny, mangaro fady [1.1]
Explications en anglais  5  To be in a base condition. Almost obsolete. [1.2]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :
Analogues  10  miandevo fanahy, mandrorom-bintana, mikororosy fahana, mivarina, mavoin-tena, tsy misaingy hajan-tena, miala-bara-tena, tsy manome voninahi-tena, mamorery tena, maniva tena

Mis à jour le 2025/09/12