|
|
|
|

Teny iditra1  mena ohatra ny sakay
Singan-teny  2 mena, 3 ohatra, 4 saka, 5 hay
Sokajin-teny  6  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7 enti-milaza ny tarehy miboramena noho ny hatezerana, tahotra, henatra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11