| Entrée (1/2) | 1 menakely | 
| Mots élémentaires | 2 mena, 3 kely | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en malgache | 5   (taloha) Tany iadidian' ny andriana anankiray napetraky ny mpanjaka ao, izay antsoina hoe tompomenakely na tompombodivona. (Jereo menabe) [1.1] | 
| Explications en français | 6   fief seigneurial [1.431#14] 7 terres et sujets des seigneurs féodaux, par opposition au menabe, terres et sujets du domaine royal [...] [1.11] | 
| Exemples | 8   Nanan-karena sady be menakely Andriambahoaka;
[2.69#79] 9 Tsy hataoko menakely ianareo fa ataoko menabe. [2.508#408] | 
| Synonymes | 10 vodivona | 
| Analogues | 11 menabe | 
| Entrée (2/2) | 12 menakely | 
| Partie du discours | 13 nom | 
| Explications en malgache | 14   Karaza-mofo atao amin' ny kobam-bary misy siramamy ka endasina [1.1] | 
| Exemples | 15   Mofo menakely na ramanonaka no hany sakafo nohanin' ny olona.
[2.472#131] 16 Ny ankizy no nitondrany vatomamy sy menakely ka avy hatrany dia nandrapaka. [2.470#101] | 
| Tous les mots composés | 17 mofo menakely | 
| Vocabulaire | 18 Economie: alimentation | 
| Anagrammes | 19 kelimena, 20 menakely | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |