|
|
|
|

Teny iditra1  maty ho azy
Singan-teny  2 maty, 3 ho, 4 azy
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 maty tsy novonoin' ny sasany na niharan-doza fa nindaosin' ny fahafatesana toy ny manana aina rehetra tapitra andro [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 mort d'une mort naturelle [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12