|
|
|
|

Entrée1  matotra
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  Tomady, matanjaka
Enti-milaza toetran' olona mahay mandanjalanja izay ataony ary tsy mba miovaova: Efa mato-tsaina ve ny tanora vao valo ambin' ny folo taona? [1.1]
Explications en anglais  4  stout, muscular, powerful [1.2#435]
Explications en français  5  robuste [1.3#438, 1.5#208]
6  musculeux [1.3#438]
7  mûr [1.5#208]
Exemples  8  Manan-toetra matotra izy, tsy azon 'iza notambazana; [2.1022#]
9  Inona no tena matotra ijoroantsika, ka hajaintsika tanteraka? [2.245#11]
10  Firenena mato-tsaina isika, ka tsy handraraka ilo mby an-doha [2.285#260]
Morphologie 
11  Simple :
12  Préfixée :
Dérivés 
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés 

Mis à jour le 2025/09/19