|
|
|
|

Teny iditra1  matetitetika
Fototeny  2 tetitetika
Sokajin-teny  3  tambinteny [Fitanisana]
Ohatra  4  Nandritra ny fotoana nianarako, intelo i Neny no niakatra namangy ahy, i Dada matetitetika ihany. [2.4]
5  Hita matetitetika koa io isa io. [1.38]
6  matetitetika ny fandehanana ka tsy ho araky ny mpiasa ny hiantoka ny saran’izany. [4.27]

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29