|
|
|
|

Teny iditra1  mason-drary
Singan-teny  2 maso, 3 rary
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 ireo efitrefitra kely madinika amin' ny tsihy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 chaque petit carré d'une natte [1.3]
7 maille [1.13]

Fivaditsoratra  mason-drary, 8 soramandry

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11