|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  rary
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Aretina, rofy, fanaintainana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 mal, douleur, souffrance [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  15  Fikambanana 6 amin' io teny io
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/4)17  rary
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny malagasy  19 Hira vavaka fanaon' ny vehivavy ho fangatahampitahiana ho an' ny mpiantafika. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  20 prière que les femmes chantaient en choeur et en se dandinant légèrement pour les soldats qui étaient à la guerre [1.3]
Ohatra  21  Roso ny rary sy ny dihy. [2.445#]
Sampanteny 
Anarana :
Kamban-teny rehetra  23  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (3/4)24  rary
Sokajin-teny  25  anarana
Fanazavàna teny malagasy  26 fandrarana [Taisaka] [1.78]

Teny iditra (4/4)27  rary
Sokajin-teny  28  anarana
Fanazavàna teny malagasy  29 Fanaovana ny ahitra na ny rindra mifampidipiditra mba ho tonga tsihy na satroka, fandrandranana ahitra na rindra. [1.1]
30 fandaminan-javatra hirindra sy hiray hina na fomba firafitra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  31 tresse, action de tresser, d'entrelacer des joncs, de la paille, des bambous
32 figuré: action d'arranger, de réconcilier [1.3]
33 armure, armature [1.13]
Ohatra  34  Voly madinika, rary tsihy sy harona, fanaova-mofogasy sy rary karazany maro no anton-draharahan' I Katy, isan' andro tsy tapaka. [2.470]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Kamban-teny rehetra  41  Fikambanana 18 amin' io teny io

Fivaditsoratra  rary, 42 rira

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09