|
|
|
|

Teny iditra1  masoivoho
Singan-teny  2 maso, 3 ivoho
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Solontenam-pikambanana na fanjakana any an-tany hafa; solontena mahatapaka any amin' ny toerana hafa: Rakotono masoivohon' ny fihambanam-barotray any Mojanga [1.1]
6 misolo fikambanana na firenena iray any ivelan'ny foibe [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7 un représentant, un agent [1.3]
8 les représentants du souverain, comme les yeux dont il se sert pour voir ce qui se passe derrière lui [2.415]
9 représentant, succursale, agence, ambassadeur [1.13]
Ohatra  10  Ekena ny hisiana masoivoho britanika honina ao amin' ny renivohitra. [2.508#]
11  hasiana kaonsily avy any amin' ny tanin' ny roa tonta ary koa masoivoho ao Antananarivo; [2.366#]
Mpanahaka  12  andrianjahonoany, 13  andrianjahonoany
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17