|
|
|
|

Teny iditra1  andrianjahonoany
Singan-teny  2 andriana, 3 izaho
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Karazana masoivoho na olona itokisana tanteraka misolo tena ny mpitondra fanjakana any an-tany hafa ka ametrahany andraikitra lehibe, ary izay vitany dia ohatra ny tenany ihany no nanao azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 [izaho, I, no ho any, will be there.] An agent. [1.2]
Mpanahaka  7  masoivoho

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12