| Entrée | 1 masoandro |
| Mots élémentaires | 2 maso, 3 andro |
| Partie du discours | 4 nom |
| Explications en malgache |
5 Antontan-javatra goavana mirehitra mihenjy eny amin' ny habakabaka ka fototry ny hazavana sy ny hafanana ety ambonin' ny tany, izay mihodina manodidina azy: Miposaka avy atsinanana ny masoandro Hainandro: Misy masoandro eo ka mikisaha ianao Ray (aman-dreny): Ianareo no masoandro amam-bolanay [1.1] |
| Explications en anglais |
6 the sun [1.2, 1.7] |
| Explications en français |
7 soleil (figuré) le père, le souverain [1.3] 8 le soleil [1.8] |
| Exemples |
9 Efa tafasondrotra nihoatra an' i Mandray ny masoandro takontakon-drahona.
[2.499#]
|
| Tous les mots composés | 10 marary ny masoandro |
| Vocabulaire | 11 Astronomie |
| Proverbes | 12 Proverbes contenant ce mot |
| Article | 13 Randzavola: masoandro ao amin' ny Baiboly |
| Anagrammes | 14 mandrosoa, 15 masoandro |
| Mis à jour le 2025/10/11 |
|