|
|
|
|

Entrée1  masiso
Radical  2  siso
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  Ratsy fofona, maimbo, enti-milaza indrindra ny sakafo ela nitoerana ka misy fofona ary toa marikivy
Jereo maimbo [1.1]
Explications en anglais  5  fermented, rotten [1.7]
Explications en français  6  fermenté, pourri [1.8]
Exemples  7  Iny sakafo nentina ho azy ny asabotsy iny indray, dia mangahazo lena masaka nentina tamin' ny lakana ary efa masiso. [2.472]
Proverbes  8  Proverbes contenant le mot masiso

Anagrammes  9 masiso, 10 misaso, 11 misosà, misosa, 12 mosasy, 13 Samosy, samosy

Mis à jour le 2025/09/20