|
|
|
|

Teny iditra1  masaosao
Fototeny  2 saosao
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Tsy malama fa marokoroko: Masaosao ny vatovary raha safoina. [1.1]
Tovy hevitra  5 maraorao, marokoroko, masaisay
Mpanahaka  6  maraorao, 7  marokoroko, 8  masaisay

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31