|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 saosao |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 fikorontanana
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 parasite
[1.13] |
| Teny iditra (2/2) | 5 saosao |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Toetran' ny zavatra tsy malamalama fa misy marokoroko na maraorao
8 Feo heno amin' ny fikasokasoky ny lamba henjankenjana 9 Fihinanana hanina haingana, an-kisesy [1.1] |
| Sampanteny |
|
| Fivaditsoratra | 14 asosao, 15 osaosa, saosao, 16 soasoa |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/22 |
|