|
|
|
|

Teny iditra1  masaisay
Fototeny  2 saisay
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Marokoroko toa misy bontsimbontsina kely manindrontsindrona: Masaisay ny vatovary raha tsapaina.
5 Maraorao, masaosao.
6 Handatra maisatra: Masaisay ny kaky manta. [1.1]
7 tsy malama. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  8 rêche. [1.13]
Ohatra  9  Maina sy mangirana ny hodiny ary toa vato fisaka ny tongony, toa kapa vita ho azy ny hatevenan' ny faladiany, kitroina toa vatokely ny tonon-dratsany ary masaisay by felatanany. [2.470]
Mpanahaka  10  malailay, 11  maraorao, 12  marokoroko, 13  masaosao, 14  mivohomamba

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/11